# Inona no fantatr'Andriamanitra momba an'i Davida? Andriamanitra mahalala ny amin'ny fahadalan'i Davida sy ireo fahotana izay tsy miafina amin'Andriamanitra. # Inona tsy tian'i Davida hitranga amin'ireo izay miandry sy mitady an'i Yaveh? Davida mangataka mba ts hampamenatra azy ireo na hitondrana azy ireo ho amin'ny fahafam-baraka noho i Davida.