# Inona no mitranga amin'i Davida rha miandry an'Andriamaniny izy? Ketraka amin'ny fitomanina izy; maina ny tendany; tsy maharitra ny masony. # firy isa ireo fahavalony mankahala an'i Davida? Mihoatra noho ny volo eo an-dohany ireo fahavalony.