# Iza no lazain'i Davida fa olona sambatra? Sambatra ny olona izay fidin'Andriamanitra hanakaiky Azy mba hahafahany mipetraka ao an-kianjany. Dia ho afa-po ny amin'ny fahatsaran'ny tranon'Andriamanitra izy.