# Inona no nataon'ireo fahavalon'i Davida tamin'ny lelan'izy ireo? Nandranitra ny lelany toy ny sabatra izy ireo. # Amin'iza ireo fahavalon'i Davida no hitifitra? Olona tsy manan-tsiny no tifirin'izy ireo.