# Inona no hataon'i Davida noho ny famindrampon'Andriamanitra? Hidera an'Andriamanitra ny molotr'i Davida, hisaotra an'Andriamanitra izy raha mbola miaina koa, ary hanandratra ny tanany amin'ny anaran'Andriamanitra izy.