# Inona no ren'i Davida rehefa niteny Andriamanitra? Davida nandre fa an'Andriamanitra ny fahefana. # An'iza ny famindrampo? An'ny Tompo ny famindrampo satria ny Tompo no mamaly ny olon-drehetra amin'izay nataony.