# Inona nataon'Andriamanitra tamin'ny ta ny? Nampangovitany ny tany ary notriariny izany. # Inona no nasehon'Andriamanitra tamin'ny vahoaka sy nampisotroiny azy ireo? Efa nampisehoany zava-tsarotra izy ireo ary nampisotroiny divay mampivembena.