# Karazana teny inona no tian'ny lehilahy mahery? Tia ireo teny rehetra izay mandevona ny hafa izy. # Inona no hataon'Andriamanitra amin'ny lehilahy mahery? Andriamanitra hamotika azy mandrakizay.