# Inona no angatahan'i Davida hataon'Andriamanitra mba ho voadio izy? Mangataka an'Andriamanitra hanadio azy amin'ny hysopa izy mba ho madio, ary mba hanasana azy mba ho fotsy mihoatra ny oram-panala.