# Iza no ho mpiandry ny olombelona" Fahafatesana no ho mpiandry azy ireo. # Inona no hitranga amin'ny olombelona nony maraina? Ny olo-marina hanapaka eo amin'izy ireo nony maraina. # Inona no hataon'Andriamanitra amin'ny mpanoratra? Andriamanitra hanavotra ny fanahiny amin'ny fahefan'ny Fiainan-tsy hita; handray azy Izy.