# Inona no noheverin'ny Israelita momba ny hoe eo afovoan'ny tempolin'Andriamanitra? Nihevitra ny famindrampon'Andriamanitr izy ireo. # Ahoana no amaritan'ny mpanoratra ny tanana havanan'Andriamanitra? Feno fahamarinana ny tanany ankavanana.