# Inona no asain'Andriamanitra ataon'ny vahoaka? Mitonia ary fantaro fa Izy no Andriamanitra. # Inona no hitranga amin'Andriamanitra eo amin'ireo firenena? Ho asandratra eo amin'ireo firenena Izy ary ho asandratra ambonin'ny tany. # Inona Andriamanitr'i Jakoba ho an'Israely? Izy no fialofan'izy ireo.