# Inona no nitranga rehefa nangina i Davida ary tsy niteny amin'ny fitenenana zavatra tsara izy? Nitombo vaika ny fanaintainany ary niredareda toy ny afo ny fony.