# Inona no tian'i Davida hataon'i Yaveh hatramin'ny nahitany fahoriana? Izy maniry an'i Yaveh tsy hangina, mba tsy hanalavitra, ary mba hitsangana sy hifoha mba ho fiarovany.