# Inona no angatahan'i Davida hataon'i Yaveh hoa azy? Davida mangataka an'i Yaveh hiasa hanoherana an'ireo izay miasa hanohitra azy, ary hiady amin'ireo izay miady aminy. # Fitaovam-piadiana inona no angatahan'i Davida amin'i Yaveh hampiasaina mba hamonjena azy? Mangataka amin'i Yaveh izy mba hampiasany ny ampinga kely sy ampinga lehibe, ny lefony, ary ny famakin'adiny.