# Inona no lazain'i Davida momba ireo izay mitady an'i Yaveh? Ireo izay mitady an'i Yaveh dia tsy mba ho ory zava-tsoa. # Inona no ambaran'i Davida amin'ireo zanaka? Hoy Davida: "Avia, mihainoa fa hampianatra anao ny fahatahorana an'i Yaveh aho.