# Iza no tian'i Davida hihaino rehefa midera an'i Yaveh izy? Davida maniry an'ireo nampahoriana hihaino izany ka hifaly. # Inona no angatahan'i Davida hataon'ny olona miaraka aminy? Davida mangataka azy ireo hidera an'i Yaveh sy hiara-hanandratra ny anarany.