# Ao amin'iza ny lazain'ny mpanoratra fa tokony hifalian'ny marina? Ny marina tokony hifaly ao amin'i Yaveh. # Amin'ny zava-maneno inona no lazain'ny mpanoratra fa hisaorana an'i Yaveh? Ny mpanoratra miteny mba hisaotra an'i Yaveh amin'ny lokanga.