# Amin'inona no ampitahain'i Davida ny feon'i Yaveh? Ampitahainy amin'ny kotroka ny feon'i Yaveh. # Inona no potipotehan'i Yaveh? Yaveh mamotipotika ireo sederan'i Libanona.