# Ahoana no fomba handehanan'i Davida? Davida miteny fa handeha amim-pahitsiana izy. # Azia no hitsanganan'ny tongotr'i Davida ary aiza izy no hisaotra an'i Yaveh? Mitsangana eo amin'ny tany marina ny tongony ary hisaotra an'i Yaveh ao amin'ny fiangonana izy.