# Inona no ataon'i Davida raha mandehandeha eo amin'ny alitaran'i Yaveh izy? Miventy hira fiderana mafy dia mafy izy ary mitatitra ireo asa mahagaga an'i Yaveh rehetra. # Ahoana no fahatsapan'i Davida ny amin'ny trano izay onenan'i Yaveh? Tiany ny trano izay onenan'i Yaveh.