# Manerana ny inona Yaveh no manapaka? Manapaka manerana ireo firenena Yaveh. # Iza no hiankohoka eo anatrehan'i Yaveh? Izay rehetra hody vovoka, dia izay tsy afaka mihazona ny fanahiny, no hiankohoka eo anatrehany.