# Nahoana Yaveh no hamotika ireo fahavalony? Hamotika azy ireo Izy satria nikasa hanisy ratsy Azy. # Nahoana no tsy ho tanteraka ny teti-dratsin'ireo fahavalon'i Yaveh? Tsy hahomby izany satria Yaveh hampiamboho azy ireo ka hamoaka ny tsipìkany amin'izy ireo.