# Nahoana no lehibe ny voninahitry ny mpanjaka? Lehibe ny voninahiny noho ny fandresen'i Yaveh. # Inona no nampitoerin'i Yaveh ho an'ny mpanjaka? Yaveh nampitoetra famirapiratana sy ny voninahitra.