# Amin'inona ireo olona hafa no mitoky? Misy ny mitoky amin'ny kalesy ary ny hafa kosa amin'ny soavaly. # Inona ataon'i Davida sy ny vahoakany mba hahazoana fandresena? Miantso an'i Yaveh Andriamaniny izy ireo.