# Nahoana Davida no miantso an'i Yaveh? Davida miantso an'Andriamanitra satria Andriamanitra mamaly azy. # Inona no angatahan'i Davida hasehon'Andriamanitra azy? Mangataka amin'Andriamanitra izy mba hampisehoana ny famindrampony aminy amin'ny fomba mahagaga. # Iza no avotan'Andriamanitra amin'ny tanany ankavanana? Manavotra an'ireo izay mialoka ao aminy amin'ireo fahavalony Izy.