# Inona no angatahan'i Davida hataon'Andriamanitra aminy? Maniry an'Andriamanitra hiaro azy Davida satria mialoka ao amin'Andriamanitra. # Inona no fantatr'i Davida momba ny fifandraisany amin'i Yaveh? Davida mahafantatra fa Yaveh no Tompo, ary tsinontsinona ny fahatsaran'i Davida raha tsy Yaveh. # Iza ireo masina eto ambonin'ny tany? Izy ireo dia ny vahoaka izay ankasitrahan'i Davida.