# Inona no ho derain'ny taranaka rehetra sy ho ambarany amin'izay mandimby azy? Ireo asan'Andriamanitra no hoderain'ny taranaka rehetra ary hanambara ireo asany lehibe. # Inona no hosaintsainin'i Davida? Hisaintsaina ny lazan'ny voninahitr'Andriamanitra sy ireo asany mahagaga izy.