# Tian'i Davida ho tahaka ny inona ireo zanaka lahin'Israely? Tiany ho toy ny zava-maitso izay mitombo tsara izy ireo amin'ny hatanorany. # Tian'i Davida ho toy ny inona ireo zanaka vavin'Israely? Tiany ho toy ny vato fehizoro voasokitra, miendrika toy izany ireo izay ao an-dapa izy ireo.