# Ahoana no fomba anavotan'i Yaveh an'i Davida amin'ny tanan'ny hafa firenena? Yaveh maninjitra ny tanany avy any ambony ka mamonjy an'i Davida amin'ny ranobe ary koa min'ny tanan'ny hafa firenena.