# Inona no nataon'i Yaveh ho an'i Davida rehefa niantso Azy izy? Dia namaly azy i Yaveh, ary nampahery sy nampatanjaka ny fanahiny. # Inona no hataon'ireo mpanjakan'ny tany? Hanome fisaorana ho an'ny tenin'i Yaveh izy ireo.