# Tahaka ny inona ireo sampin'ny firenena? Ny sampin'ireo firenena dia volafotsy sy volamena, manam-bava, maso, sy sofina fa tsy miteny , mahita, na mandre akory, ary tsy manam-pofonaina. # Iza no nanao ireo sampin'ny firenena? Ny olona izay tahaka an'ireny sy mitoky amin'ireny no nanao azy ireny.