# Nahoana ireo mpanompon'i Yaveh no tokony hidera sy hihira ho Azy? Tokony hidera an'i Yaveh izy ireo fa tsara Izy, ary tokony hihira izy ireo fa mahafinaritra ny manao izany.