# Ahoana no fomba angatahan'i Davida an'i Yaveh hamaly ny fivavany? Mangataka izy ny mba hitodihan'i Yaveh any aminy, sy hamaliany azy, ary ny hanazavana ny masony. # Inona no atahoran'i Davida hitranga aminy raha tsy mamaly azy i Yaveh? Davida matahotra sao ho renoka ao amin'ny fahafatesana izy. # Inona no tsy tian'i Davida hotenenin'ireo fahavalony momba azy? Tsy tiany izy ireo miteny fa noresen'izy ireo izy ary nahery teo ambonin'ny mpifanandrina tamin'izy ireo. # Inona no hitranga raha resy Davida? Hifaly ireo fahavalony rehefa lavo izy.