# Nahoana ireo foko no niakatra tany Jerosalema? Mba hisaotra ny anaran'i Yaveh. # Nahoana ireo mpitarika no mipetraka eo amin'ireo 'i Jerosalema? Mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny fitsarana izy ireo ho an'ny taranak'i Davida.