# Inona no nataon'i Yaveh rehefa niantso Azy tamin'ny fahoriany ny mpanoratra? Dia namaly ny mpanoratra i Yaveh. # Inona no angatahan'ny mpanoratra mba hataon'i Yaveh ho an'ny fanahiny? Mangataka an'i Yaveh hanavotra ny fanahiny amin'ireo izay mandainga sy mamitaka amin'ny lelany ny mpanoratra.