# Ahoana no fomba iresahan'ny rehetra amin'ny namany? Miteniteny foana amin'ny namany ny rehetra, ary miteny amin'ny molotra mandoka sy fo miroaroa. # Inona no tian'i Davida hataon'i Yaveh amin'ireo molotra mandoka? Davida maniry an'i Yaveh hamongotra an'ireo molotra mandoka sy ny lela mpanambara zava-dehibe rehetra. # Inona no zava-mandoka nolazain'ny sasany? Hoy ny sasany hoe: "Amin'ny lelanay no hahatonga anay handresy. Raha miteny ny molotray, iza no afaka ho mpanapaka eo aminay?"