# Inona no tsaroan'i Yaveh lalandava? Ny fanekeny. # Ahoana no nampisehoan'i Yaveh ireo asany mahery tamin'ny vahoaka? Izy nampiseho ireo asany mahery tamin'ny vahoaka tamin'ny fanomezana azy ireo lova an'ireo firenena.