# Inona no nitranga tamin'Israely rehefa tezitra tamin'izy ireo Yaveh ka nanome azy ireo ho eo an-tanan'ireo firenena? Nomen'i Yaveh ho eo an-tanan'ireo izay nankahala azy ireo ary nanapaka taminy.