# Inona no nataon'ny tany tamin'i Datana sy ireo mpanaradia an'i Abirama? Nisokatra ny tany ka nitelina an'i Datana sy nandrakotra an'ireo mpanaradia azy.