# Rahoviana ny mpanoratra no mangataka an'i Yaveh mba hahatsiaro azy? Rehefa mampiseho fitia amin'ny vahoakany Yaveh. # Inona no hahatonga ny mpanoratra hifaly? Rehefa mahita ny fanambinan'ny vofidin'i Yaveh izy.