# Karazan-kanina inona no nomen'Andriamanitra hahafapo ny Israelita? Andriamanitra nahafapo azy ireo tamin'ny mofo avy any an-danitra. # Inona no fampanantenana notsarovan'Andriamanitra nahakasika ny Israelita? Ny fampanantenany izay nataony tamin'i Abrahama mpanompony.