# Inona no nitranga tamin'ireo firenena? Nilentika tao amin'ny lavaka izay nataon'izy ireo ireo firenena ary tratra tao amin'ny harato izay nafenin'izy ireo ny tongony # Iza no nampahafantatra ny tenany ka nampihatra fitsarana? Nampahafantatra ny tenany Yaveh ary nampihatra fitsarana.