# Inona no nandrandrain'i Davida ka nahatonga azy hieritreritra fa tsy zava-dehibe ny olombelona? Niandrandra tany amin'ny lanitra, sy volana aman-kintana izy. # Manao ahoana ny olombelona raha ampitahaina amin'ny zava-manan'aina any an-danitra? Yaveh nanao ny olombelona ho ambany kely noho ireo zava-manan'aina any an-danitra. # Tamin'inona no nampisatrohan'i Yaveh ny olombelona? Nosatrohiny voninahitra sy haja izy ireo.