# Ahoana no fomba amaritan'i Davida ny faharatsiana ao amin'izay olona tsy mibebaka? Davida mamaritra azy ho toy ny mitondra vohoka faharatsiana, izay mamorona fikasana mandrava sy miteraka lainga mampidi-doza. # Inona no mitranga amin'ny olona ratsy fanahy izay mangady lavaka? Izy ihany no hianjera ao amin'ny lavaka nataony. # Inona no mitranga amin'ny fikasana mandrava ataon'ny olona ratsy fanahy? Miverina ao an-dohany ihany ireo fikasany hanimba ary ny herisetrany dia mikoriana ao an-dohany ihany.