# Iza no tian'i Davida hotsarain'i Yaveh? Davida maniry an'i Yaveh hitsara ireo firenena. # Inona no lazain'i Davida fa ataon'ila Andriamanitra marina? Davida miteny fa Andriamanitra mandinika ny fo sy saina.