# Nahoana no tokony hiala amin'i Davida ireo izay mpanao heloka? Satria efa nandre ny feon'ny tomaniny i Yaveh ary koa ny antsom-pamindrampony ka nanaiky ny fivavany. # Inona no hitranga amin'ireo fahavalon'i Davida? Ho menatra sy hikorontana tanteraka ny fahavalony rehetra ary hiamboho sy ho afa-baraka tampoka.