# Inona no hataon'i Yaveh amin'ireo fahavalon'i Davida? Hamely ireo fahavalony rehetra eo amin'ny valanoranony Izy; hamaky ny nifin'ny ratsy fanahy Izy. # Avy amin'iza no ipoiran'ny famonjena? Avy amin'i Yaveh ny famonjena.