# Iza no ilay nosoran'ny Tompo? Ny Tompo nanosotra ny mpanjakany tany Ziona, dia ilay tendrombohiny masina. # Inona no didy nomen'i Yaveh ny mpanoratra? Hoy Yaveh hoe: "Zanako ianao! Amin'izao andro izao dia tonga rainao Aho."