# Tahaka ny inona ny olona ratsy fanahy? Tahaka ny akofa entin-drivotra izy ireo. # Inona no hitranga amin'ny olona ratsy fanahy ao amin'ny fitsarana? Tsy hitsangana eo amin'ny fitsarana izy ireo.